|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita polopolorina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] completement invisible, incompréhensible
5  [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond
Ohatra  6  [2.996] fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika;
Singan-teny  7  tsy hita, polopolorina
Tovy hevitra  8  tsy hita paipaika, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29